plt_neh_tn/09/38.txt

14 lines
537 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "Noho izany rehetra izany",
"body": "Noho izany dia tsy nankatoa ireo olona ary fia nosazian'i Yaveh"
},
{
"title": "Ao amin'ny antontan-taratasy voatombo-kase ny anaran' ...",
"body": "Ny mpamaky dia tokony ahafantatra fa nosoratan'ireo lehilahy teo amin'ilay antonta-taratasy ny anaran'izy ireo mialohan'ny nanasina fitombokase izany."
}
]