plt_neh_tn/04/21.txt

22 lines
638 B
Plaintext

[
{
"title": "Ny antsasak'izy ireo ",
"body": "Ny teny \"antsasaka\" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.\n"
},
{
"title": "vao mangiran-dratsy ka hatramin'ny fipoiran'ny kintana",
"body": "Izany dia manondro ny tontolo andro, raha mbola mazava iny ao ivelany. DH: \"manomboka amin'ny tara-pahazavana voalohany ny maraina hatramin'ny fiatombohan'ny alina\""
},
{
"title": "mangiran-dratsy",
"body": "Fotoana hiposahan'ny masoandro. DH: \"fiposahan'ny masoandro\""
},
{
"title": "eo afovoan'i Jerosalema",
"body": "\"tao Jerosalema\""
},
{
"title": "nisolo akanjo",
"body": "\"nanala ny akanjoay\""
}
]