plt_neh_tn/06/17.txt

34 lines
1.7 KiB
Plaintext

[
{
"title": "nandefa taratasy maro",
"body": "Nandefa mpitondra hafatra Ireo manan-kaja mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Tobia. DH: \"nandefa mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy\""
},
{
"title": " ny taratasin'i Tobia",
"body": "Eto ny taratasain'i Tobia dia noraisina toy ny hoe zavatra mandeha irery na dia nentin'ireo mpitondra hafatra aza ireo. DH: \"nandefa taratasy i Tobia\" na \"naniraka mpitondra hafatra maro niaraka tamin'ireo taratasy i Tobia\""
},
{
"title": "voafatotry ny fianianana taminy",
"body": "Io dia miresaka ireo olona tsy nivadi-pitokisana tamin'i Tobia satria izy ireo dia efa nanao fianianana toy ny hoe tady mifatotra amin'ny vatan'izy ireo ilay fianianana. DH: \"izay nanao fianianana taminy\" na \"izay nanao fianianana ary tsy nivadi-pitokisana taminy\""
},
{
"title": "vinanto lahin'i Sekania zanaka lahin'i Ara izy",
"body": "Midika izany fa nanambady ny zanaka vavin'i Sekania i Tobia. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ny anarana \"Sekania\"."
},
{
"title": "Ara ... Johanana",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Mesolama ... Berekia",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny nataonao tao amin'n"
},
{
"title": "Niteny tamiko momba ireo asa soany ary nitatitra ireo teniko tany aminy ihany koa izy ireo",
"body": "\"Niteny tamiko momba ireo asa tsaran'i Tobia ireo Jiosy manan-kaja ary avy eo niteny taminy momban'ny valinteniko\""
},
{
"title": " Nandefasana taratasy avy tamin'i Tobia ",
"body": "Nandefa ireo mitondra hafatra i Tobia mba hitondra ireo taratasy ho any amin'i Nehemia. DH: \"nandefa taratasy ahy i Tobia \" na \"nandefa mpitondra hafatra hitondra taratasy ho ahy i Tobia\" "
}
]