plt_neh_tn/13/30.txt

22 lines
719 B
Plaintext

[
{
"title": "Toy izany no nandiovako azy ireny",
"body": "\"amin'izany fomba izany no handiovako azy ireo\""
},
{
"title": "nametraka ireo adidin'ireo mpisorona sy ireo Levita",
"body": "\"nilaza tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay tokony ataon'izy ireo\""
},
{
"title": "Namatsy tamin'ny fotoana voatondro ny fanatitra",
"body": "\"niantoka ny famatsiana kitay ho an'ny fanatitra kitay aho\""
},
{
"title": " ireo voaloham-bokatra",
"body": "\"ho an'ny fanatitra voaloham-bokatra amin'ny fotoam-piotazana\""
},
{
"title": "Tsarovy amin'ny tsara aho, ry Andriamanitro",
"body": "\"Saino ny momba izay efa vitako, ry Andriamanitra, ary tahio aho noho ireo zava-tsoa efa nataoko\""
}
]