plt_neh_tn/13/28.txt

26 lines
774 B
Plaintext

[
{
"title": "Joiada ... Eliasiba ... Sanbala",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Horonita",
"body": "olona avy ao amin'ny tanànan'i Beti-Horona"
},
{
"title": "nampandosiriko tamin'ny fanatrehako izy",
"body": "\"norohasiko izy\" na \"nataoko nandao an'i Jerosalema izy\""
},
{
"title": "Tsarovy izy ireny",
"body": "\"tadidio ny zavatra efa vitan'izy ireny\" na \"tsarovy ny momba azy ireny\""
},
{
"title": " efa nandoto ny fisoronana",
"body": "\"nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ireo mpisorona sy ireo asan'izy ireo\""
},
{
"title": "sy ny faneken'ny fisoronana ary ireo Levita.",
"body": "nataon'izy ireo maloto tao an-tsainareo ny fanekena izay nataonareo niaraka tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita\""
}
]