plt_neh_tn/13/25.txt

22 lines
1007 B
Plaintext

[
{
"title": "Nifanatrika tamin'izy ireo aho",
"body": "\"niresaka nivantana tamin'izy ireo momban'izay efa vitan'izy ireo aho\""
},
{
"title": "namely ny sasany tamin'izy ireo",
"body": "tamin'ny tanany"
},
{
"title": "Nampianiana azy ireo tamin'Andriamanitra aho",
"body": "\"nataoko nianiana teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo\""
},
{
"title": "Moa tsy nanota tamin'ireo vehivavy ireo ve i Solomona mpanjakan'Israely?",
"body": "Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: \"Ianareo dia mahafantatra fa i Solomona mpanjaka dia nanota tamin'ireo vehivavy ireo\""
},
{
"title": "Moa ve tokony hihaino anao izahay ka hanao izany ratsy lehibe izany, ka mivadika amin'ny Andriamanitsika amin'ny fakàna vehivavy hafa firenena ho vady?\"",
"body": "Nibedy ireo lehilahy i Nehemia. Azo avadika ho fanambarana izany. DH: \"Tsy hihaino anareo na hanao asa ratsy lehibe na hamitaka ny Andriamanitray amin'ny fanambadia vehivavy hafa firenena izahay.\""
}
]