plt_neh_tn/13/23.txt

22 lines
613 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity andininy ity dia mampiditra tranga manaraka."
},
{
"title": "ireo Jiosy izay nanambady ireo vehivavin'i Asdoda, Amona, ary Moaba ",
"body": "\"ireo Jiosy izay nanambady vehivavy vahiny\" Andriamanitra dia nandrara ny fifanambadian'ny olona samy hafa fiaviana. "
},
{
"title": "Asdoda",
"body": "Anaran-tanana"
},
{
"title": "Amona ... Moaba ",
"body": "anaram-pirenena"
},
{
"title": "ny antsasaky ny taranak'izy ireo",
"body": "\"Ary vokaktr'izany, antsasaky ny taranak'izy ireo\""
}
]