plt_neh_tn/13/21.txt

10 lines
423 B
Plaintext

[
{
"title": "Nahoana ianareo no mitoby ivelan'ny manda? ",
"body": "Nametraka io fanontaniana io i Nehemia, tsy hiandry valiny fa hitenenana mafy ireo mpivrotra ary hanamafisana ny didiny. DH: \"nitoby ivelan'ny manda tsy araka izay efa nandidiko ianareo.\""
},
{
"title": "hikasi-tanana anareo aho!",
"body": "Ny teny \"tanana\" eto dia sarinteny hilazana fanerena. DH: \"ho rohasiko an-kery ianareo!\" "
}
]