plt_neh_tn/13/19.txt

18 lines
584 B
Plaintext

[
{
"title": "Raha vantany vao maizina ... talohan'ny Sabata",
"body": "\"Rehefa niletika ny masoandro ... ary fotoana hanombohan'ny Sabata\""
},
{
"title": "hikatonan'ireo varavarana sy ny tsy tokony hisokafan'ireny",
"body": "DH: \"hanakatonan'ny mpiambina ireo varavarana ary tsy hanokafany azy mandra-pa\""
},
{
"title": "tsy hisian'ny entana ho afaka entina miditra",
"body": "DH: \"tsy misy afaka mitondra ny zavatra tiany ho varotana"
},
{
"title": "mpivarotra karazan'entana rehetra",
"body": "\"ireo olona izay nitondra karazan-javatra ho amidy\""
}
]