plt_neh_tn/13/16.txt

14 lines
706 B
Plaintext

[
{
"title": "Tyro",
"body": "anaran-tanana"
},
{
"title": "Inona izao zava-dratsy ataonareo, mandoto ny andro Sabata izao?",
"body": "Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: \"Ianareo dia manao zava-dratsy amin'ny faniratsirana ny andro Sabata.\" na \"Hanasazy anareo amin'ny fanaovana zava-dratsy Andriamanitra, tamin'ny faniratsirana ny andro Sabata.\" "
},
{
"title": "Moa nanao izao ve ireo razanareo? ",
"body": "Nibedy ireo mpitarik'i Joda i Nehemia. Azo adika ho lasa fanambarana izany. DH: \"Fantatrareo fa nanao izany ny razanareo , ary izany no nitondran'Andriamanitra ny ratsy rehetra teto amintsika sy teto amin'ity tanàna ity.\""
}
]