plt_neh_tn/13/12.txt

18 lines
545 B
Plaintext

[
{
"title": "ny Joda rehetra",
"body": "Ny anaran'ilay tany dia sarinteny ilazana ny mponina ao amin'ilay tany. DH: \"ny olona rehetra nipetraka tao Joda\""
},
{
"title": "Selemia ... Zadoka ... Pedaia ... Hanana ... Zakora ... Matania",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": " izy ireo no voalaza ho mendri-pitokisana",
"body": "DH: \"fantatro fa azo hitokisako izy ireo\""
},
{
"title": "Tsarovy aho, ry Andriamanitro, mahakasika izany",
"body": "\"Ry Andriamanitro, tsasovy ny momba ahy amin'izany.\""
}
]