plt_neh_tn/13/10.txt

14 lines
720 B
Plaintext

[
{
"title": " tsy nomena azy ireo ny anjaran'ireo Levita",
"body": "DH: \"mbola tsy nitondra ireo ampahafolon-karena sy ireo fanatitra ho an'ireo mpisoron'ny tempoly tao amin'ny efitrano fitehirizana ireo olona\" "
},
{
"title": "ka nitsoaka izy ireo, samy nankany amin'ny taniny avy, ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa",
"body": "\"niala tao amin'ny tempoly nankeny amin'ny sahany tsirairay avy ireo Levita sy ireo mpihira izay nanao ny asa\""
},
{
"title": "Nahoana no notsinontsinoavina ny tranon'Andriamanitra?",
"body": "Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasain'i Nehemia mba hanaovana fanamby na koa hanalana baraka ireo manam-pahefana izay tsy nahavita ny asan'izy ireo."
}
]