plt_neh_tn/13/06.txt

10 lines
411 B
Plaintext

[
{
"title": "tamin'izany fotoana rehetra izany dia tsy tao Jerosalema aho",
"body": "\"Nandritra ny fotoana nitrangana ireo, dia lavitra an'i Jerosalema aho\""
},
{
"title": "ny ratsy izay efa nataon'i Eliasiba tamin'ny nanomezany an'i Tobia efitrano fitehirizana lehibe tao an-kianjan'ny tranon'Andriamanitra.",
"body": "Izany dia efitra iray izay nodiovina mba hitehirizana ireo vatsy (13:4)"
}
]