plt_neh_tn/12/46.txt

22 lines
924 B
Plaintext

[
{
"title": "nisy mpitarika ireo mpihira",
"body": "Io fehezanteny io dia milaza ny antony nahatonga ireo olona nanao ny nataony tao amin'ny 12:44 ary manoma fampahafantarana misimisy ho antsika momban'ny fotoana izay nolazain'i Davida ny fomba fiderana ao amin'ny tempoly."
},
{
"title": "Tamin'ny andron'i Zerobabela ",
"body": "Zerobabela dia taranakin'ny mpanjaka Davida ary iray amin'ireo governora amin'ny farit'i Joda."
},
{
"title": " Natokan'izy ireo ny anjara izay ho an'ireo Levita, ary",
"body": "\"Natokan'ny Israelita rehetra ilay anjara\""
},
{
"title": "ireo taranak'i Arona.",
"body": "Ireo mpisorona tao Israely, izay nidina avy any Arona, ilay rahalahin'i Mosesy"
},
{
"title": "ireo mpiandryt vavahady",
"body": "tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra Adikao toy ny tao amin'ny 7:1.\n"
}
]