plt_neh_tn/12/44.txt

22 lines
947 B
Plaintext

[
{
"title": " ireo lehilahy notendrena hisahana ",
"body": "DH: \"nanendry lehilahy hisahana ny ... izy ireo\""
},
{
"title": "rakitra",
"body": "Ireo zavatra izay omen'ny olona ho an'ireo mpisorona. "
},
{
"title": " nifaly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nijoro teo anoloan'izy ireo i Joda",
"body": "Tsikaritra fa notendren'ny olona ireo lehiahy ireo satria ny vahoakan'ny Joda dia faly tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay nanao ny asa fanompoana."
},
{
"title": "izay nijoro teo anoloan'izy ireo",
"body": "Tsy nijoro fotsiny ireo Levita sy ireo mpisorona, fa nanompo ihany koa izy ireo tao anaty akanjo lavan'izy ireo. DH: \"izay nijoro teo anatrehan'izy ireo hanompo an'Andriamanitra.\""
},
{
"title": " ireo mpiandry vavahady",
"body": "tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Adikao toy ny tao amin'ny 7:1."
}
]