plt_neh_tn/12/43.txt

10 lines
372 B
Plaintext

[
{
"title": "tamim-pifaliana lehibe",
"body": "\"tena nifaly tokoa\""
},
{
"title": "Koa re avy lavitra ny fifalian'i Jerosalema",
"body": "Ny \"Jerosalema\" dia sarinteny hilazana ny \"feo navoakan'ny vahoakan'i Jerosalema.\" DH: \"ny olona lavitra an'i Jerosalema dia afaka nandre ny izay nataon'ny vahoakan'i Jerosalema raha niravoravo iny izy ireo\" "
}
]