plt_neh_tn/12/38.txt

14 lines
493 B
Plaintext

[
{
"title": " Nanaraka azy ireo ... aho",
"body": "Nanaraka azy ireo i Nehemia"
},
{
"title": "Tilikambon'ny Fatana ... Tilikambon'i Hananela ... Tilikambon-Jato",
"body": "Ireo ny anaran'ireo fitoerana avo izay hiambenan'ny olona amin'ny fanafihana na loza."
},
{
"title": "ny Vavahadin'i Efraima ... ny Vavahady Taloha ... 'ny Vavahadin'ny Hazan-drano ... ny Vavahadin'ny Ondry ... am-Bavahadin'ny Mpiambina",
"body": "Ireo no anaran'ireo vavahady eo amin'ilay manda."
}
]