plt_neh_tn/12/32.txt

14 lines
883 B
Plaintext

[
{
"title": "Hosaia ... Azaria, Ezra, Mesolama, Joda, Benjamina, Semaia, Jeremia ... Zakaria ... Jonatana ... Semaia ... Matania ... Mikaia ... Zakora ... Asafa",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'ny mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, ary Zakaria ",
"body": "Misy amin'ireo dikan-tenysasany no vakiana hoe: \"ary anisan'izay ireo mpisorona niaraka tamin'ny trompetra, i Zakaria\""
},
{
"title": "Zakaria zanaka lahin'i Jonatana zanak'i Semaia zanak'i Matania zanak'i Mikaia zanak'i Zakora zanak'i Asafa.",
"body": "Ny anarana rehetra aorian'i \"Zakaria\" dia ireo razambeny. Ity lisitra ity dia mampifandray an'i Zakaria amin'ny mpihira malaza i Asafa. Zakaria izay zanaka lahin'i Jonatana, izay zanak'i Semaia lahy, izay zanak'i Matania lahy, izay zanak'i Mikaia, izay zanak'i Zakora zanak'i Asafa lahy\""
}
]