plt_neh_tn/12/27.txt

10 lines
347 B
Plaintext

[
{
"title": "Tamin'ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema",
"body": "Ireto avy ny mety azo andikana azy 1) \"tamin'ny fotoana nanokanana ny mandan'i Jerosalema\" na 2) \"mba ho tanteraka ny fanokanana ny mandan'i Jerosalema.\""
},
{
"title": "kipantsona",
"body": "Vy fisaka boribory anakiroa izay velesina miaraka mba hamoaka feo."
}
]