plt_neh_tn/12/15.txt

26 lines
971 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\nMitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:12."
},
{
"title": "Adna ... HelkaY ... Zakaria ... Mesolama ... Zikry ... Piltahy ... Samoa ... Jonatana ... Matenay ... Ozy ... Kalay ... Ebera ... Hasabia ... Netanela",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Harima ... Meraiota ... Ido ... Ginetona ... Abia ... Miniamina ... Moadia ... Bilga ... Semaia ... Joiariba ... Jedaia ... Salay ... Amoka ... Hilkia ... Jedaia",
"body": "Ireo rehetra ireo dia anaram-pianakaviana izay nampitondraina ireo lehilahy."
},
{
"title": "no lohan'",
"body": "\"no mpitarika ny fianakavian'i\" na \"no mpitarika ny taranak'i\""
},
{
"title": "Mesolama no lohan'i Ginetona",
"body": "Ginetona dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Ginetoy."
},
{
"title": "Moadia",
"body": "Ny Maadia dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Moadia."
}
]