plt_neh_tn/12/08.txt

10 lines
439 B
Plaintext

[
{
"title": "Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda, ary Matania, Bakbokia, Ono",
"body": "Ireo dia anaran-ehilahy."
},
{
"title": "nijoro nanandrify azy ireo nandritra ny asa fanompoana.",
"body": "Ireto avy ny azo andikana azy 1) izany dia nandritra ny asa fanompoana ary nisy vondrom-pihira na mpanompo hafa, na 2) niandry ny tempoly tamin'ny fotoana samihafa ireo vondrona ireo, na \"nifandimby niandry ny tempoly\". "
}
]