plt_neh_tn/12/04.txt

14 lines
413 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Mitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:1;"
},
{
"title": " Ido, Ginetoy, Abia, Miamina, Madia, Bilga, Semaia, Joiariba, Jedaia, Salo, Amoka, Hilkia, Jedaia ... Jesoa",
"body": "Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy avokoa. "
},
{
"title": " Ginetoy",
"body": " Ginetoy dia mety fanoratra hafa ny anarana \"Ginetona\""
}
]