plt_neh_tn/11/17.txt

22 lines
703 B
Plaintext

[
{
"title": "Matania ... Mika ... Zabdy ... Bakbokia ... Abda ... Samoa ... Galala ... Jedotona.",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "izay nanomboka ny fanoloram-pisaorana tamin'ny vavaka",
"body": "izay nitarika ireo mpihira"
},
{
"title": "Bakbokia, faharoa amin'ireo rahalahiny",
"body": "Ireto avy ny mety ho dikany 1) Bakbokia dia rain'i Matania ary manam-pahefana faharoa amin'i Matania na 2) Nitarika ireo vondrona mpihira faharoa i Bakbodia. \""
},
{
"title": "ireo rahalahy",
"body": "Ny dika hafa ihany koa dia \"mpiara-miasa\" na \"namana mpiara-miasa\""
},
{
"title": "ny tanàna masina",
"body": "Manondro ny tanànan'i Jerosalema izany. "
}
]