plt_neh_tn/11/07.txt

14 lines
575 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity i Nehemia dia manohy mitanisa ireo manam-pahefana isam-paritany izay nipetrak tao Jerosalema."
},
{
"title": "Ireto avy ireo taranaka",
"body": "Ny fiteninao dia mety mila famaritana fa ity dia tsy lisitrin'ny taranaka rehetra. \"ireto avy ny sasany amin'ireo taranaka\""
},
{
"title": "Benjamina ... Salo ... Mesolama ... Joeda ... Pedaia ... Kolaia ... Maseia ... Jesaia ... Gabay ... Salay ... Joela ... Zisria ... Joda ... Hasenoa",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
}
]