plt_neh_tn/10/39.txt

18 lines
680 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:",
"body": "Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28."
},
{
"title": "ny efitra fitehirizana izay hitehirizana ny zavatra masina",
"body": "DH: \"ireo efitra izay hitehirizan'ireo mpisoronaireo zavatra izay ampiasaina ao amin'ny tempoly\""
},
{
"title": "Tsy ho ataonay antsirambina ny tranon'ny Andriamanitray",
"body": "DH: \"hikarakara ny tempoly izahay\""
},
{
"title": "ho ataonay",
"body": "Eto dia ao anatin'ny \"...nay\" i Nehemia sy ireo Israelita ankoatra ireo mpisorona sy ireo Levita, ary koa ny mpamaky ity boky ity"
}
]