plt_neh_tn/10/32.txt

30 lines
1.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:\n",
"body": "Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28."
},
{
"title": "Ekenay ny fandidiana",
"body": "\"Mampanantena fa hankatoa ny didy izahay\""
},
{
"title": "Ekenay ",
"body": "Eto dia ao anatin'ny \"izahay\" ny Israelita rehetra ao anatin'izany i Nehemia ankoatran'ireo mpisorona sy ireo Levita, ary tsy ao anatin'izany ihany koa ny mpamaky ity boky ity"
},
{
"title": "ny ampahatelon-tsekely",
"body": "\"1/3 sekely.\" \"ny ampahatelony\" dia midika hoe ny ampahany fahatelo amin'ny zara mitovy. DH: \"volafotsy 5 grama\""
},
{
"title": "ho an'ny fanompoana",
"body": "\"andoa ny saran'ny fikarakarana\""
},
{
"title": "ny mofon'ny fanatrehana",
"body": "Io dia manondro ireo mofo 12 nandrahoana tsy nasiana lalivay natao tao amin'ny tempoly ary nampiasaina mba hanamarihana ny fanatrehan'Andriamanitra miaraka amin'ny vahoakany. "
},
{
"title": "ireo fetin'ny voaloham-bolana",
"body": "Ireo dia firavoravoana ankalazaina isakin'ny tsinana ny volana."
}
]