plt_neh_tn/10/30.txt

30 lines
1.3 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:",
"body": "Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28."
},
{
"title": "tsy hanome ny zanakay vavy ho an'ny mponin'ny tany na haka ny zanak'izy ireo vavy ho an'ny zanakay lahy",
"body": "Midika izany fa izy ireo dia tsy hamela ny zanak'izy reo lahy sy vavy hanambady azy ireo. DH: \"tsy hanome ny zanakay vavy hanambady na haka vady ny zanaka vavy ny olona ao amin'io tany io\""
},
{
"title": "ireo mponin'ny tany",
"body": "Io dia manondro ny olona izay miaina ao amin'ny tany izay tsy manompo an'Yaveh. DH: \"ny olona ao amin'ilay tany izay tsy manompo an'i Yaveh\""
},
{
"title": "Nianiana izahay ... tsy hanome ... tsy hividy ... ho foananay ",
"body": "Ao anatin'ny \"izahay\" eto i Nehemia sy ireo olona Jiosy, fa tsy ny mpamaky ity boky ity. "
},
{
"title": "fito taona",
"body": "\"7 taona\""
},
{
"title": "hampakanay aina ny taninay",
"body": "Izany dia fomba fiteny. DH: \"tsy hiasa an'ireo sahanay izahay\" na \"tsy hamboly na inona na inona eo amin'ireo sahanay izahay\""
},
{
"title": "ho foananay ireo trosa rehetra izay nifanarahanay tamin'ireo Jiosy hafa",
"body": "\"hanafona ny trosa rehetra amin'ireo Jiosy sasany izahay\" na \"hanadino ny trosa rehetra anananay amin'ireo Jiosy hafa izahay\""
}
]