plt_neh_tn/10/04.txt

38 lines
1.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: ",
"body": "Amin'ity andininy ity i Nehemia dia mitanisa ny anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy voatombokase. "
},
{
"title": "Hatosy",
"body": "ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:8."
},
{
"title": "Sebania, Mesolama",
"body": "ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3."
},
{
"title": "Maloka, 5Harima, Meremota, Obadia, 6Daniela, Ginetona, Baroka, 7Mesolama, Abia, Miamina, 8Mazia, Bilgay",
"body": "ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Harima",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:11 izany."
},
{
"title": "Meremota",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:3"
},
{
"title": "Baroka",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:2O"
},
{
"title": "Semaia",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy; Adikao toy ny tao amin'ny 3:28."
},
{
"title": "Ireo no mpisorona.",
"body": "Io dia manondro ny lisitr'ireo lehilahy teo aloha izay nanao sonia ilay antotan-taratasy. DH: \"Ireo no anaran'ireo mpisorona izay nanao sonia ilay antotan-taratasy\""
}
]