plt_neh_tn/10/01.txt

26 lines
796 B
Plaintext

[
{
"title": "Ao amin'ireo antontan-taratasy voatombo-kase",
"body": "Azonao atao ny mameno ny teny tsy feno. \"teo amin'ireo antontan-taratasy voatombo-kase no nisy ny anaran'ireto olona manaraka ireto:\""
},
{
"title": "Nehelia",
"body": "Misy olona mino fa i Nehemia no nanorara ity boky ity ary miresaka ny tenany toy ny olona hafa satria ity dia lisitra ofisialy."
},
{
"title": "Hakalia",
"body": "Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1. "
},
{
"title": "Zedekia, 2Seraia, Azaria, Jeremia, Pasora, Amaria, ",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy. "
},
{
"title": "Azaria",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 3:22 izany."
},
{
"title": "Malkia",
"body": "Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 1:1. "
}
]