plt_neh_tn/09/36.txt

18 lines
617 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "fanomezana tsara",
"body": "\"ny zava-tsoa rehetra ao anatin'izany\" na \"ny zava-tsoa rehetra izay azontsika tsoahina avy amin'izany\""
},
{
"title": "Ny mpanan-karena nahazo tombony tamin'ny taninay dia mankany amin'ny mpanjaka ",
"body": "\"manome mari-pahatsiarovana ho an'ireo mpanjaka isika amin'ny fiasana eo amin'ny tanintsika\""
},
{
"title": "Izy ireo dia manapaka",
"body": "Ny mpanjaka dia nanapaka"
}
]