plt_neh_tn/09/35.txt

14 lines
419 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "raha nankafy ny soa lehibe nataonao taminy izy ireo",
"body": "\"raha nankafy ireo zava-tsoa nomenao azy ireo\""
},
{
"title": "tsy mba nanompo Anao",
"body": "\"tsy mankato ny didy na ny fampianaranao intsony izy ireo\""
}
]