plt_neh_tn/09/32.txt

14 lines
688 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra rehetra izay nihatra taminay ... mandrak'androany ",
"body": "Azo atao ny mizara izany ho lasa fehezanteny roa. \"aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra izao. Ny zava-tsarotra izay nihatra taminay ... mandrak'androany\""
},
{
"title": "zava-tsarotra ... izay nihatra taminay izao zava-tsarotra rehetra",
"body": "Ny andian-teny hoe \"nihatra taminay\" eto dia miresaka ireo zava-dratsy izay nitranga toy ny olona izay mahatonga fanimbana. "
}
]