plt_neh_tn/09/30.txt

18 lines
562 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "natolotrao ho eo an-tanan'ireo mponina manodidina izy ireo",
"body": "Eto \"ny tanana\" dia manondro tanjak'ireo \"mponina manodidina\" mba hamotehana. DH: \"navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo\""
},
{
"title": "natolotrao",
"body": "natolotr'i Yaveh"
},
{
"title": "tsy nandringana azy tanteraka Ianao",
"body": "\"tsy namotika azy ireo Ianao\""
}
]