plt_neh_tn/09/28.txt

22 lines
944 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.\n"
},
{
"title": "nitsahatra izy ireo, dia nanao ratsy teo anatrehanao",
"body": "Eto ny \"izy ireo\" dia manondro ireo Israelita ary ny \"...nao\" an'i Yaveh."
},
{
"title": "nandao azy ireo teo an-tanan'ny fahavalony Ianao",
"body": "Eto \"ny tanana\" dia manondro tanjak'ireo \"fahavalo\" mba hamotehana. DH: \"navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo\""
},
{
"title": "tsy nihaino ny didinao izy ireo",
"body": "Raha manana teny hafa akotran'ny \"mihaino\" ny fiteninao izay midika koa hoe \"mankatoa\" dia ampiasao izany eto."
},
{
"title": "izay nanome aina ho an'izay nankatò azy izy ireo",
"body": "Ny tenan'i Yaveh eto dia resahina toy ny hoe izy tenany no lalàna. DH: \"na izany aza Ianao dia nanome aina izay nankatoa ireo didinao\""
}
]