plt_neh_tn/09/26.txt

22 lines
964 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Natsipin'izy ireo tany an-damosiny ",
"body": "Ny lalàna eto dia resahina toy ny zavatra tsy manan-danja izay afaka atsipin'ny olona iray. DH: \"noraisin'izy ireo ho tsy manan-danja ny lalànao ary tsy norarahin'izy ireo\" "
},
{
"title": "Natsipin'izy ireo",
"body": "Natsipin'ireo Israelita ny lalàn'i Yaveh."
},
{
"title": "natolotrao teny am-pelatanan'ny fahavalony",
"body": "Eto \"ny tanana\" dia manondro tanjak'ireo \"fahavalo\" mba hamotehana. DH: \"navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo\""
},
{
"title": "nandefa mpamonjy mba hanavotra azy ireo eo an-tanan'ireo fahavalony Ianao",
"body": "Eto \"ny tanana\" dia manondro tanjak'ireo \"fahavalo\" mba hamotehana. DH: \"nandefa olona mba ampitsahatra ny famotehan'ireo fahavalony Ianao\""
}
]