plt_neh_tn/09/25.txt

18 lines
521 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Nambabo ... izy ireo",
"body": "Nambabo ... ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy"
},
{
"title": "famorian-drano",
"body": "lavaka eo amin'ny tany izay fitahirizan'ny olona rano"
},
{
"title": "niha-natavy",
"body": "Izany dia mety sarinteny hilazana fa \"nitsahatra tsy nieritreritra an'i Yaveh\" na \"lasa afa-po\""
}
]