plt_neh_tn/09/23.txt

14 lines
672 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Nataonao ... ny zanak'izy ireo",
"body": "Nataon'i Yaveh ... ny taranak'ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy"
},
{
"title": "Nomenao ireo mba ho eo an-tanan'izy ireo",
"body": "Ireo Kananita eto dia resahina toy ny zavatra kely izay afaka atolotry ny olona eny am-pelatanan'ny olona iray hafa. Manome zavatra eny am-pelatanan'ny olona iray ka hananan'izany olona izany fahefana feno amin'ilay zavatra. DH: \"nahatonga ireo Israelita hanana fahefana feno eo amin'izy ireo\""
}
]