plt_neh_tn/09/22.txt

26 lines
664 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Nanome fanjakana",
"body": "Nanome fanjakana ho an'ireo Israelita."
},
{
"title": "Nanome fanjakana sy vahoaka ho azy ireo Ianao",
"body": "\"nanampy azy ireo ahazo fanjakana sy vahoaka\""
},
{
"title": "ny fanendrena azy ireo isaky ny vazan-tany",
"body": "\"nanampy azy ireo hanana ny ampahan-tany rehetra\""
},
{
"title": "Siona ... Oga",
"body": "Ireo dia anarana mpanjaka."
},
{
"title": "Hesbona ... Basana",
"body": "Ireo dia anarana toerana."
}
]