plt_neh_tn/09/20.txt

18 lines
759 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "ny Fanahinao tsara ... ny mananao ... ny rano",
"body": "Ny mpanoratra dia manova ny filahatr'ireo teny mahazatra mba hanamafisana ireo zavatra tsara nomen'i Yaveh an'ireo vahoaka. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hanamafisana azy ireo."
},
{
"title": "ny mananao tsy ho eo amin'ny vavan'izy ireo Ianao",
"body": "Izany fanalefan-kevitra izany azo adika amin'ny fomba hafa. DH: \"ary ianao dia nanome am-pitiavana azy ireo ny mana\""
},
{
"title": "ny vavan'izy ireo",
"body": "Ny vava eto dia nentina nilazana ilay olona manontolo. DH: \"azy ireo\""
}
]