plt_neh_tn/09/18.txt

18 lines
505 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:\n",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Ianao ... tsy nandao azy ireo",
"body": "Tsy nandao ireo Israelita i Yaveh."
},
{
"title": "ilay ombilahy kely an'idina ",
"body": "vy natsonika ary novolavolaina mba hamoaka endrik'ombilahy kely"
},
{
"title": "Ny andrin-drahona ... ny andrin'afon'ny alina",
"body": "Adikao toy ny tao amin'ny 9:12."
}
]