plt_neh_tn/09/16.txt

30 lines
1.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "ireo sy ny razanay",
"body": "ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy sy ireo vahoakan'Israely taorian'ny andron'i Mosesy"
},
{
"title": "mafy loha ... lasa mafy loha",
"body": "Raha adika ara-bakiteny izany dia \"nanamafy hatoka izy ireo.\" Raha manana fomba fiteny hafa ilazana ny fahamafisan-doha ianao dia azonao atao ny mampiasa izany. "
},
{
"title": "ireo fahagagana izay efa nataonao tamin'izy ireo",
"body": "\"ireo fahagagana izay nataonao teoamin'izy ireo\""
},
{
"title": "nanondro mpitarika hiverina amin'ny fanandevozana izy ireo",
"body": "\"nanendry mpitarika hitondra azy ireo any amin'ny tany izay efa nanandevozana azy izy ireo.\""
},
{
"title": "feno famelan-keloka",
"body": "Ny fananana famelan-keloka eto dia resahina toy ny rano izay afaka hamenona famatrarana iray. DH: \"izay vonona ny hamela heloka\""
},
{
"title": "feno fitiavana tsy miova",
"body": "Ny fitiavana eto dia resahina toy ny sakafo izay afaka zarain'i Yaveh amin'ny olona. DH: \"tena tia ny olony\""
}
]