18 lines
586 B
Plaintext
18 lines
586 B
Plaintext
[
|
|
{
|
|
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
|
|
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
|
|
},
|
|
{
|
|
"title": "nitondranao azy ireo ",
|
|
"body": "nentin'i Yaveh ireo Israelita. "
|
|
},
|
|
{
|
|
"title": "Nidina ",
|
|
"body": "Rehefa miresaka amin'ny vahoakany Andriamanitra dia matetika izy lazaina fa \"midina\" na \"midina avy any an-danitra\""
|
|
},
|
|
{
|
|
"title": "fitsipika mahitsy sy lalàna marina, baiko sy didy tsara",
|
|
"body": "Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra iray ihany dia ny lalàn'i Mosesy."
|
|
}
|
|
] |