plt_neh_tn/09/11.txt

14 lines
632 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "nanasaraka ny ranomasina ... Ianao",
"body": "Andriamanitra no nanasaraka"
},
{
"title": "Ianao ... nanipy ireo izay nanenjika azy ireo ho any amin'ny lalina, tahaka ny vato atsipy anaty rano lalina Ianao",
"body": "Amin'ny ity fanoharana ity ny mpanoratra dia mitantara ny nanipazan'Andriamanitra mora foana ireo Egyptianina tany an-dranomasina toy ny olona manipy vato anaty rano ka hanjavona tanteraka any ambanin'ny rano ilay vato."
}
]