plt_neh_tn/09/09.txt

30 lines
1.1 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely."
},
{
"title": "Nahita ... Ianao",
"body": "Nahita ... ry Yaveh"
},
{
"title": "ireo famantarana sy fahagagana manohitra an'i Farao",
"body": "Nitsapana ny fon'i Farao ireo areti-mandringana, ary lasa vavolombelon'ny hamafisan'ny fony izy ireo. DH: \"ireo famantarana sy fahagagana izay nijoro vavolombelona hanohitra an'i Farao\" na \"ireo famantarana sy fahagagana izay manameloka an'i Farao\""
},
{
"title": "ny olona rehetra tao amin'ny taniny",
"body": "\"ny Egyptianina rehetra\""
},
{
"title": "fihetsika an'avona tamin'izy ireo",
"body": "\"dia niavona tamin'ireo Israelita\" na \"nampijaly ireo olona voafidin'Andriamanitra\""
},
{
"title": "nanao anarana ho Anao Ianao ",
"body": "Izany dia fomba iray hafa hilazana hoe \"nampiseho ny toetranao tamin'izao tontolo izao Ianao\" na \"nampiseho ny fahefanao Ianao\""
},
{
"title": "izay mijoro mandrak'ankehitriny",
"body": "\"izay mbola tsarahan'ny olona\""
}
]