plt_neh_tn/09/07.txt

18 lines
552 B
Plaintext

[
{
"title": "Fampifandraisana ny foto-kevitra:",
"body": "Nanohy ny fivavany teo anoloan'ny vahoaka rehetra ireo Levita."
},
{
"title": "Oran'ny Kaldeana",
"body": "\"Ora izay nipetrahan'ny vondron'olona Kaldeana\""
},
{
"title": "Ianao dia nahita fa nahatoky teo anatrehanao",
"body": "Ny fo, ny ao anatin'ny olona iray dia hitarafana ny olona iray. DH: \"Hitanao fa izy dia nahatoky tanteraka anao\""
},
{
"title": "Kananita, ireo Hetita, ireo Perizita, ireo Jebosita, ary ireo Girgasita",
"body": "anarana vondron'olona"
}
]