plt_neh_tn/09/01.txt

26 lines
977 B
Plaintext

[
{
"title": "andro fahefatra ambin'ny folon'io volana io ihany ",
"body": "tamin'ny andro fahefatra io volana io ihany** - \"tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folon'ny volana\" Izany dia manakaiky ny antsasaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana. "
},
{
"title": "nivory ... ny vahoakan'Israely",
"body": "\"tonga niaraka ireo vahoakan'Israely\""
},
{
"title": "nitafy akanjo fisaonana izy ireo, ary nanosotra vovoka ny lohany",
"body": "Izany dia fampisehoana fialan-tsiny tamin'ireo zava-dratsy efa vitan'izy ireo sy ny razamben'izy ireo. "
},
{
"title": "ny taranak'i Israely",
"body": "\"Ireo Israelita\""
},
{
"title": "Nanasaraka ny tenany tamin'ireo vahiny rehetra",
"body": "\"tsy hifandray amin'ireo izay tsy Israelita\""
},
{
"title": "Nitsangana ary niaiky ny fahotan'izy ireo sy ireo ratsy nataon'ny razambeny izy ireo",
"body": "\"Niaiky ny ratsy vitan'izy ireo sy ireo zava-dratsy vitan'ny razamben'izy ireo\""
}
]