plt_neh_tn/08/09.txt

14 lines
515 B
Plaintext

[
{
"title": "Satria nitomany avokoa ny olona",
"body": "Izany dia filazana amin'ny ankapobeny izay manondro fa maro be ireo nitomany teo amin'ireo vahoaka. DH: \"fa tena nitomany fatratra ny vahoaka\" "
},
{
"title": "mihinàna matavy ary misotroa zava-pisotro mamy",
"body": "DH: \"mihinàna sakafo ara-pahasalamana ary misotroa zavatra mamy\""
},
{
"title": "fa ny fifalian'i Yaveh no herinao",
"body": "DH: \"ny fifalian'Yaveh no hiaro anao\" na \"ny fifalian'Yaveh no fialofana mafinao\""
}
]