plt_neh_tn/08/06.txt

22 lines
599 B
Plaintext

[
{
"title": "Ezra dia nanome fisaorana an'i Yaveh",
"body": "DH: \"Nisaotra an'Yaveh i Ezra\" "
},
{
"title": "Jesoa, Bani, Serebia, Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada, Hanana, Pelaia",
"body": "Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Novakian'izy ireo tao amin'ny boky",
"body": "Ny teny \"izy ireo\" eto dia manondro ireo Levita."
},
{
"title": "nanazava izany tamin'ny fandikana sy fanomezana ny dikan'izany",
"body": "DH: \"nandika sy nanazava izany\""
},
{
"title": "ny vakin-teny",
"body": "\"izay novakiana\""
}
]