plt_neh_tn/08/04.txt

22 lines
698 B
Plaintext

[
{
"title": "Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahasela; ary i Pedaia, Misaela, Malkia, Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama",
"body": "Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "Nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky",
"body": "DH: \"Hitan'ny olona rehetra i Ezra nanokatra ilay boky\""
},
{
"title": "nitondra ny lalàna",
"body": "\"nitondra ny bokin'ny lalàna\""
},
{
"title": "nijoro ambony noho ireo olona izy",
"body": "\"Izy dia nijoro tamin'ny toerana avo noho ireo olona\""
},
{
"title": "rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona",
"body": "Nitsangana ny olona ho mari-panajana ny tenin'Andriamanitra."
}
]