plt_neh_tn/08/01.txt

30 lines
1.0 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Niangona toy ny olona iray ... ny vahoaka rehetra",
"body": "Io dia fibangona tokana ny olona rehetra izay tonga. DH: \"niara-nivondrona ny olona rehetra\""
},
{
"title": "Vavahadin-Drano",
"body": "Izany no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda."
},
{
"title": "ny bokin'ny lalàn'i Mosesy",
"body": "Izany no tokony ho fizaranan'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Testamenta Taloha."
},
{
"title": "Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahafito",
"body": "Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohan'ny volana fahafito dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana. DH: \"Tamin'ny andro 1 ny volana faha-7\""
},
{
"title": "nitondra ny lalàna",
"body": "\"nitondra ny bokin'ny lalàna\""
},
{
"title": "ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra",
"body": "Ao anatin'izany ireo ankizy izay efa afaka mahatakatra izay ho vakiana."
},
{
"title": "namaky izany ",
"body": "Eto ny \"izany\" dia manondro ny bokin'ny lalàn'i Mosesy. "
}
]